4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola hihaona - Kelly Rajerison

Tompokolahy sy tompokovavy

Efa kely izao ny fotoana hiarahantsika e

Ka mametraka ny mandrapihaona.

Mino marimarina izahay

Fa nanakoako tao am-ponareo

Ny feo sy ny antsonay

Indray andro any isika mbola hihaona.



Fo mifaly sy mifankatia

Izay no teninay entinay aty

Ka misaotra anareo izay nihaino anay

Fa ny soa kely mba anananay

Dia mba ho foinay zaraina aminareo

Satria izay no anton'ny fiainanay ety an-tany

Partager mbola hihaona

Commenter mbola hihaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kelly Rajerison